|
|
|
|

Teny iditra1  raibe
Singan-teny  2 ray, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rain' ny ray na rain' ny reny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A grandfather [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 grand-père [1.54, 1.8]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 beray, 11 Beria, 12 birae, raibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02