Entry | 1 rainazy |
Elementary words | 2 ray, 3 azy |
Part of speech | 4 adjective |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1] |
Explanations in English |
6 Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2] 7 of an easy-going disposition [1.7] |
Explanations in French |
8 qui a le caractère doux, indulgent [1.8] |
Examples |
9 rainazy hoy Ilanja ka ny omby kely no afahan-drafozana [2.131] |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Anagrams | 11 rainazy, 12 zairina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |