|
|
|
|

Teny iditra1  raindahiny
Singan-teny  2 ray, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 famous for what he does (often derogatory) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8]
Ohatra  8  Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#]
Mpanahaka  9  ampingaloha, 10  elanihetezana, 11  goaikaantitra, 12  kalazalahy, 13  maindambana, 14  maintimolaly, 15  menavazana, 16  ombalahybevozona, 17  sifotraantitra, 18  zadraharaha, 19  zanakombytsyampianarindomano
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02