|
|
|
|

Teny iditra1  Raivo
Singan-teny  2 ivo
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny zanaka vavy eo anelanelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Root aivo]. The name given to a female who has an elder and younger brother and sister. [1.2]
6 the name of a girl who has an elder and younger sister or brother. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fille entre l'aînée et la cadette. [1.8]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  9  ranaivo, 10  ranaivo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02