|
|
|
|

Teny iditra1  Ranaivo
Singan-teny  2 ra-, 3 ivo
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  5  Teto indrindra, ranaivo, hoy Rasolo. [2.324]
6  Rambolo soa fa nidioka
ary ranaivo ratsy fa niavona
samy kely be ditra
ka aoka hisara-potsiny ihany
[2.131]
Mpanahaka  7  raivo, 8  raivo
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 an' arivo, anarivo, 11 aravony, 12 arivano, 13 arivona, 14 avarino, 15 avorina, 16 irovana, Ranaivo, 17 ranovay, 18 Rianavo, 19 variona, 20 voarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26