|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 foza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famoriporetana, familavilana [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5fozafoza
Kamban-teny rehetra  6tanimangampoza

Teny iditra (2/4)7 foza
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 circoncision [1.13]
Voambolana  10 Fahasalamana
Mpanahaka  11 didiampoitra, 12 fora, 13 hasoavana, 14 sambatra, 15 savatse, 16 tapakanake

Teny iditra (3/4)17 foza
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a small fresh-water crab. [1.2]
21 a crab [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 crabe [1.8]
Ohatra  23 Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
24 Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
25 Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana  26 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)29 foza
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Karazan' adabo fihinam-boa [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32 (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  33 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  34 foza, 35 Zofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02