Entry | 1 rakipahalalana |
Elementary words | 2 rakitra, 3 fahalalana |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [1.62#861] |
Explanations in English |
6 encyclopedia [3.1] |
Explanations in French |
7 encyclopédie [1.66] |
Examples |
8 Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot])
[1.66]
|
Morphology |
|
Updated on 2025/10/07 |
![]() |