|
|
|
|

Entry1  rakitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  14 words containing rakitra
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona
Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana.
Explanations in English  10  [1.2] a treasure, a hoard.
11  [1.7] a hoard, a treasure; a collection in church
Explanations in French  12  [1.8] accumulation, trésor; quête à l'église
Examples  13  [2.649#] Ny variteloventy no fanao rakitra.
14  [2.356#] Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra.
15  [1.353#] Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany.
Proverbs  16  Proverbs containing the word rakitra

Anagrams  17  kitrara, rakatry, rakitra

Updated on 2025/08/10