|
|
|
|

Entry1  Ramahavaly
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [2.48] jereo Mahavaly
Explanations in French  5  [1.196] voir Mahavaly
Examples  6  [2.48] Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao
7  [2.113#] Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly.
8  [2.508#] Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza.
Vocabulary  9  Beliefs

Updated on 2025/08/10