|
|
|
|

Teny iditra1  ramanavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  5 manavy
Mpanahaka  6  fanihy
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 manarivà, manariva, ramanavy, 9 Ramavany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27