|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ramanavy [Taimoro]
[1.78] 4 angoavy raikitra, ramanavy, kananavy [Tanala] [1.78] 5 Karazam-biby fianakavian' ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jereo manavibe) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Mod. s. from manihy (hihy).] A bat. Probably a species of Pteropus (Prov.) [Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 roussette [1.54] 8 rousette (Pteropus rufus) [4.22] 9 grande chauve-souris (Eidolon dupreanum) [4.22] |
| Voambolana | 10 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 11 manavy |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 fanihy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a bird [Sakalava]
[1.2] |
| Voambolana | 16 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (3/3) | 17 fanihy |
| Fototeny | 18hihy |
| Sokajin-teny | 19 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fomba entina manihy, manala hodi-manify Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa voasana [1.1] |
| Fivaditsoratra | 21 fahiny, 22 fanihy, 23 fihany, 24 fihina, 25 hanify |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|