|
|
|
|

Entry1  randramadinika
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  randrana, madinika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany
Vocabulary  5  Hairstyles

Anagrams  6  mandriandriaka, randramadinika

Updated on 2025/01/21