| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/7) | 1 rangy | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Mahia, kaozatra, kangoaza [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 lean, thin. [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 maigre, décharné [1.3#507, 1.196] | 
| Tovy hevitra | 6rangirangy | 
| Kamban-teny rehetra | 7rangy maso | 
| Teny iditra (2/7) | 8 rangy | 
| Sokajin-teny | 9 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
10 Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [1.1]  | 
| Teny iditra (3/7) | 11 rangy | 
| Sokajin-teny | 12 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
13 Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
14 Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). [1.196] | 
| Kamban-teny rehetra | 15rangimbato | 
| Teny iditra (4/7) | 16 rangy | 
| Sokajin-teny | 17 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
18 Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [1.1] | 
| Voambolana | 19 Haibiby: trondro | 
| Teny iditra (5/7) | 20 rangy | 
| Sokajin-teny | 21 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
22 Anaran-kazo mafy izaitsizy [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
23 a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
24 Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy. [1.196] | 
| Voambolana | 25 Haizavamaniry: hazo | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (6/7) | 26 rangy | 
| Sokajin-teny | 27 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
28 Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [Merina]
 [1.196] | 
| Voambolana | 29 Haizavamaniry: hazo | 
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (7/7) | 31 rangy | 
| Sokajin-teny | 32 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
33 Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [1.196] | 
| Voambolana | 34 Haizavamaniry: hazo | 
| Fivaditsoratra | 35 rangy, 36 ringa | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |