|
|
|
|

Entry1  rano mandeha
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  rano, mandeha
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana
Synonyms  5  rano maria

Updated on 2025/07/29