|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano an-tsahafa |
| Singan-teny | 2 rano, 3 sahafa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Business of agreements made by persons as to the place of doing something
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 7 fanasatrohana, rano an-tsahafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|