Entry | 1 ranomaso manentsin-keloka |
Elementary words | 2 rano, 3 maso, 4 manentsina, 5 heloka |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao [1.1] |
Synonyms | 8 ranomaso afefy heloka |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |