|
|
|
|

Teny iditra1  ranombatsin-dronono
Singan-teny  2 ranombatsy, 3 ro, 4 nono
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ranoka avy amin'ny fitsikan'ny ronono [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit lait [1.13]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11