Entry | 1 ranon-dolana |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rano, lolana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany 5 [1.13] rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo |
Explanations in French |
6 [1.13] eaux usées |
Examples |
7 [2.470#] Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |