|
|
|
|

Entry1  ranon-kazo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  rano, hazo
Explanations in Malagasy  4  [1.13] ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry
Explanations in French  5  [1.13] sève
6  [1.196] la sève qui s'écoule des arbres
Examples  7  [2.314#] mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany.
Vocabulary  8  Botany: (in general)

Updated on 2025/07/29