|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranonorana |
| Singan-teny | 2 rano, 3 orana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika
[1.2] 7 rain [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 pluie, eau de pluie
[1.8] |
| Ohatra |
9 zavona ve sa ranonorana?
[2.131]
10 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470] |
| Voambolana | 11 Haitoetrandro |
| Tovy hevitra | 12 orana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|