|
|
|
|

Entry1  rano raraka tsy azo raofina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  rano, raraka, tsy, azo, raofina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny zavatra afoy tanteraka na tsy azo afody hiverina intsony
Sira latsaka an-drano

Updated on 2025/07/29