|
|
|
|

Teny iditra1  ranoresy
Singan-teny  2 rano, 3 resy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano farany na kaokany amin' ny fanaovana siramamy [1.1]
6 ranoka mamy marihitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [rano resy] 7 Treacle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 sirop [1.13]
9 Nom donné au résidu du vésou après la cristallisation du sucre.
10 Terme de sucrerie. Par extension : la mélasse. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17