|
|
|
|

Teny iditra1  rano trambo
Singan-teny  2 rano, 3 trambo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa [1.1]
Ohatra  6  Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02