Entry | 1 rano tsangana |
Elementary words | 2 rano, 3 tsangana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in English |
5 Swimming upright. [1.2] |
Examples |
6 Ny ranotsangana dia mijoro fotsiny eny anaty rano : misebo ny sorony, hany ka maraitaka ny mpijery fa ataony ho marivo ny rano.
[1.437#]
|
Updated on 2025/10/11 |
![]() |