|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra
[1.2] 5 trade done in travelling [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 commerce d'un marchand ou collecteur ambulant
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 18 ranto |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 tora-pasika amoron-dranomasina
[Tambahoaka]
[1.78] 21 Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [Sakalava] [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 22 manao ranto ifotony |
| Fivaditsoratra | 23 notra, ranto, 24 trano, 25 trona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|