|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rantovina |
| Fototeny | 2 ranto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alaina, karohina any an-tany lavitra: Fahaizana norantoviny tany ampitan-dranomasina izany ka tsy ariariany foana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be traded in, to be made an article of traffic; to be fetched from a distance.
[1.2] 6 to be fetched from a distance [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on fait venir ou acheter de loin
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 rantoina |
| Fivaditsoratra | rantovina, 13 ravinanto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|