|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raotina |
| Fototeny | 2 raotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho
5 Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto 6 Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany 7 Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 see Raotra
[1.2] 9 to be carded; to be raked [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on carde; qu'on ratisse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 tsy misy horaotina |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 anitaro, 18 anoraty, 19 aonitra, 20 iantrao, 21 iatrano, 22 natiora, 23 oritana, raotina, 24 roatina, 25 taraino |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|