|
|
|
|

Teny iditra1  raotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanongòtana na fakana an-keriny
4 fihinanan' ny biby (ahitra)
5 fibangoana na fihogoanany volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 combing. See hogo. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  raotra, 24 ratrao, 25 roatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19