Entry | 1 raozy |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony |
Explanations in English |
7 [1.2] the rose flower 8 [1.7] a rose |
Explanations in French |
9 [1.8] rose 10 [1.196] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina] 11 [Betsileo] |
Examples |
12 [2.470] Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny |
Vocabulary |
13 Botany: flower |
Scientific name |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word raozy |
Anagrams | 16 azory, izora, raozy, zairo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |