|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 raty |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ratsy, marofy: Atitsy ka ratsy
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 raty |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ravinala maina atao tafon-trano
[Taisaka]
7 ravin'akondro maina [1.78] 8 Bozaka maina 9 Ny hoditry ny akondro maina: Maivana toy ny raty [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (mot qui pris adjectivement signifie : très léger). Nom donné à la gaine des feuilles de Musa textilis Nees (Musaceae) ; utilisé anciennement pour faire des frondes (antsamotady).
11 L'expression : Maivana hoatrin'ny raty (léger comme le raty) est proverbiale. 12 Ces gaines séchées servaient aussi à préparer des cendres spéciales, dites lavenon-draty, utilisées pour exorciser les enfants nés sous le signe d'alohotsy (« les Poissons »). 13 On administrait aussi ces cendres aux vieillards souffrant de troubles cardio-vasculaires. [Merina] [1.196] |
| Tovy hevitra | 14 ratiraty |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 itra, raty, 19 tarỳ, tary, 20 Tira, 21 tria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|