|
|
|
|

Teny iditra1  ravahana
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana ravaka, haingoina: Ravaho voninkazo ny otely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be decorated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on orne, qu'on embellit [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 akanjo ravahana halalahana

Fivaditsoratra  12 rahavana, ravahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17