|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ravintoto |
| Singan-teny | 2 ravina, 3 toto |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ravi-mangahazo totoina, izay andrahoina miaraka amin' ny hena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 pounded manioc : leaves cooked with pork
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 purée de feuilles de manioc cuite
[1.8] 8 (de ravina : feuilles ; et toto : écrasées au mortier). 9 Feuilles fraîches de manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae), écrasées et consommées après cuisson avec le riz. Nom cité par Malzac. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 Atý ny potipotikena sy ravintoto e!
[2.499]
|
| Voambolana | 11 Toe-karena: hanina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|