Entry (1/2) | 1 rebareba |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in French |
4 [1.3#519] traƮnant, long et ample comme une robe |
Examples |
5 [2.4#] Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra 6 [2.270#] nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy |
Entry (2/2) | 7 rebareba |
Part of speech | 8 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika |
Explanations in French |
15 [1.3#519] habit large, long, traƮnant |
Examples |
16 [1.369#] Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word rebareba |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |