|
|
|
|

Entry1  rehefa misafo helika ny kary
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  rehefa, misafo, helika, kary
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mari-potoana eo amin' ny roa ora maraina eo ho eo (amin' io fotoana io no noheverin' ny ntaolo fa avy nihinan-kaninanomen' ny mpamosavy azy ny kary ka misasa
Vocabulary  5  Time
Other spellings  6  vaomisafohelikanykary

Updated on 2025/07/29