|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Entina milaza olona fetsifetsy koa:
4 Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a thief
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Se disait des gens madrés
[2.415] 7 voleur [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 kary |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Saka dia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a wild cat
[1.7] 13 See this article on the web: 14 where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 chat sauvage
[1.54, 2.415, 1.8, 4.22] 16 Felis lybica ocreata [4.22] |
| Ohatra |
17 dia nanontany ny kary ny alika hoe:
[2.69]
|
| Voambolana | 18 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | kary, 22 kira, 23 rika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|