|
|
|
|

Entry1  renivohitra
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  reny, vohitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] TanĂ n-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara
Explanations in English  5  [1.7] the capital or principal town or city
Explanations in French  6  [1.8] ville capitale ou principale
Examples  7  [2.270#] Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho!
8  [2.508#] Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra.
Vocabulary  9  Geography: (in general)
10  Politique

Updated on 2025/07/29