Entry | 1 renivola |
Elementary words | 2 reny, 3 vola |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola Vola ampiasaina hahazoana tombony [1.1] |
Explanations in English |
6 capital set out at interest; the principal lent out [1.7] |
Explanations in French |
7 capitaux investis ou prêtés; le capital [1.8] |
Examples |
8 Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana.
[1.320#]
|
Vocabulary | 9 Economy: finances, management |
Anagrams | 10 Narivelo, 11 renivola, 12 velirano, 13 vely rano |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |