Entry | 1 renty |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty |
Anagrams | 10 etrin, renty |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |