|
|
|
|

Teny iditra1  resaka mandany labozia
Singan-teny  2 resaka, 3 mandany, 4 labozia
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 resadresa-poana fa tsy araka izay tokony ho izy ka mandany fotoana fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12