Entry | 1 re siosio |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 re, siosio |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono |
Examples |
5 [2.472] re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. 6 [1.1] Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |