|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  reza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  6 rezareza

Teny iditra (2/2)7  Rezà
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9 Rhesa [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10 Résa [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Tovy hevitra  12 resa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13 Toko sy andininy momba Rezà

Fivaditsoratra  14 Ezra, reza, Rezà, 15 ~zare~, Zare, 16 Zera, zera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27