|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  resa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe resaka
Ohatra  3  Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity! [2.4#48]
4  resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano [2.445#80]
5  Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho [2.988]

Teny iditra (2/4)6  resa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (de resa ou resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante). Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae). Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler. Semble renfermer des alcaloïdes. [Bara] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)11  Resà
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13 Rissah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14 Rissa [2.996]
Voambolana  15  Soratra Masina
Tovy hevitra  16 risa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17 Toko sy andininy momba Resà

Teny iditra (4/4)18  Resa
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 Rhesa [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21 Résa [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Tovy hevitra  23 reza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24 Toko sy andininy momba Resa

Fivaditsoratra  25 Esrà, Resà, resa, Resa, 26 sare, 27 sera, Sera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27