Entry | 1 ria |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [1.1] |
Derivatives |
|
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Synonyms | 8 riaria |
Anagrams | 9 ary, àry, arỳ, 10 ira, irà, 11 ray, 12 ria |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |