|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  riandriana
Fototeny  2 riana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3)6  riandriana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 an anvil [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 enclume [1.3#531, 1.8]
Ohatra  11  fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [2.293]
Voambolana  12  Fitaovam-piasana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)14  riandriana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 arbuste [1.3#531]
17 (peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02