|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 riba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba amam-panao: Tsy riba vao fa riba tranainy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 usage, coutume; usité seulement dans la phrase suivante: Tsy riba vao fa riba ela (Ce n'est pas un usage nouveau, mais ancien)
[1.3] 5 coutume ancienne [1.196] |
| Ohatra |
6 sao koa ary misy toe-tsaina amam-panahy manokana ipoiran'io fahalemen'ny riba malagasy io?
[2.606]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 tsy riba vao |
| Teny iditra (2/3) | 8 ribà |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Tsoria-damba manify fanao haingon' akanjom-behivavy na famatorana volo na famehezana amboaran-javatra mihaja
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a ribbon
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 ruban
[1.8] |
| Voambolana | 13 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 15 riba |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Nom donné au pétiole et à la nervure centrale de la feuille de rafia : Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae).
18 On l'utilise après séchage pour le portage des bagages, car c'est une matière à la fois légère et solide. 19 De nombreux villages portent encore le nom d'Andriba sur la côte Ouest. 20 C'était là que se rassemblaient les porteurs (comme Ambohibao, sur la côte Est, Voir * bao) [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 23 bary, 24 bira, 25 Raby, riba, ribà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|