|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  riha
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ianao [Mahafaly] [1.78]
Ohatra  4  riha gendarme, hoy i, ho mpanasa ty siki' i valiko, iha Vazaha, hoy i, ho mpantsaka ty ràno' i valiko. [2.150]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)6  riha
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 tranombary [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  9 hary, 10 Hira, hira, Hirà, riha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27