|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rija |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 rigueur
[1.13, 1.5.fr#242] 4 compacité [1.5.fr#242] |
| Kamban-teny rehetra | 5 rijanteny |
| Teny iditra (2/2) | 6 rija |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Hira atao miaraka amin' ny dihy mitoto tany fanaon' ny Betsileo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 chanson betsileo
[1.5.fr#242] |
| Ohatra |
10 Indreny ny ankizy tao an-tanàna nilahatra nihira sy nandihy, nanao rija, hoy izy tompon-tany.
[2.499#42]
|
| Fivaditsoratra | 11 jary, 12 jira, 13 rajy, rija |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|