|
|
|
|

Teny iditra1  rijanteny
Singan-teny  2 rija, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 texte [1.66]
Ohatra  6  Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io. [4.27]
7  Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. [4.27]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12