|
|
|
|

Teny iditra1  rikarika
Fototeny  2 rika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Taolana miranirany [1.1]
5 karana ipetahan'ny kojakoja samihafa amin'ny fiara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 ossature, châssis [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  9 rikarikan-taolana

Fivaditsoratra  10 karikary, 11 kirakira, rikarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09