|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rikoriko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Halotoana; hasosorana noho ny tsy fitiavana, tsy fankasitrahana mahatonga ho sorena, maloiloy
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 14 dikidiky |
| Fivaditsoratra | 15 kirokiro, 16 korikory, rikoriko, 17 rokiroky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|